48,401
edits
Changes
no edit summary
[[File:Madagascar_Coronavirus_018.jpg|600px]]
Ny covid organics dia tambavy azo avy amin‘ny roakandro Malagasy
Manamafy ny fiharovana ny vatana
Miaro amin‘ny tsimokaretina
Miaro amin‘ny tazo
Miaro amin’ny aretin‘ny havokavoka sy ny fahasemporana
Fomba fisotroana azy:
Ho an‘ny lehibe 33cl in2 isan‘andro
Ho an‘ny ankizy lehibe 11-15 taona 33cl isan‘andro
Ho an‘ny ankizy 6-10 taona 33cl isaky ny 2 andro
Ho an‘ny ankizy madinika 2-5 taona 15cl isaky ny 2 andro
Faharetany mandritra ny herinandro
Fitandremana:
Tsy azo ampiasain‘ny zaza latsaky ny 2taona
Tsy azo ampiasan‘ny reny bevohoka sy mampinono
Tsy azo omena olona misy tsy fahampian‘ny fiasan‘ny voa na ny aty
Tsy azo ampiasan‘ny olona manana tosi-dra ambony tsy voafehy
Fitairizana:
Toerana maloka sy lavitra hafanana
Akora mandrafitra:
Artemisia annua 60%
Raok‘andro Malagasy hafa 38%